FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 32:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Havelako eny an-tanety ianao, ary hatsipiko eny an-tsaha.+ Hamponeniko eo aminao ny voro-manidina rehetra, ary hataoko voky anao ny bibidia eran-tany.+

  • Ezekiela 33:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 “Koa izao no holazainao aminy: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Raha mbola velona koa aho, dia ho lavon-tsabatra izay ao amin’ireo tanàna rava ireo,+ ary izay any an-tsaha kosa homeko ho sakafon’ny bibidia,+ ary izay ao amin’ny toerana voaro mafy sy any anaty lava-bato+ ho fatin’ny areti-mandringana.

  • Apokalypsy 19:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 mba hihinananareo ny nofon’ny+ mpanjaka sy ny nofon’ny mpitari-tafika sy ny nofon’ny lehilahy mahery+ sy ny nofon’ny soavaly+ mbamin’izay mitaingina azy ary ny nofon’ny rehetra, na olona afaka na mpanompo, na kely na lehibe.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara