Nomery 23:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Entin’Andriamanitra mivoaka avy any Ejipta izy ireo,+Ary miriotra mafy toy ny ombidia.+ Deoteronomia 33:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tahaka ny voninahitry ny voalohan-teraky ny omby ny voninahiny.+Tandrok’ombidia ny tandrony,+Ary amin’ireo no hanosehany ny vahoaka,+Izay miaraka hatosiny hatrany amin’ny faran’ny tany.Ireo no alinalin’i Efraima,+Sy arivoarivon’i Manase.” Joba 39:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Moa ve ny ombidia manaiky hanompo anao?+Hatory ao amin’ny fihinanam-bilona ao aminao ve izy? Salamo 92:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ianao kosa hanandratra ny tandroko ho toy ny an’ny ombidia,+Ary izaho hihosotra menaka mahamandimandina.+
17 Tahaka ny voninahitry ny voalohan-teraky ny omby ny voninahiny.+Tandrok’ombidia ny tandrony,+Ary amin’ireo no hanosehany ny vahoaka,+Izay miaraka hatosiny hatrany amin’ny faran’ny tany.Ireo no alinalin’i Efraima,+Sy arivoarivon’i Manase.”
10 Ianao kosa hanandratra ny tandroko ho toy ny an’ny ombidia,+Ary izaho hihosotra menaka mahamandimandina.+