Isaia 35:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Lazao amin’ireo mitebiteby*+ hoe: “Mahereza.+ Aza matahotra+ fa ho avy hamaly izay natao taminareo ilay Andriamanitrareo,+ eny, hamaly Andriamanitra.+ Izy mihitsy no ho avy hamonjy anareo.”+ 2 Tesalonianina 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa marina tokoa ny an’Andriamanitra raha mamaly fahoriana an’izay mampahory anareo izy,+
4 Lazao amin’ireo mitebiteby*+ hoe: “Mahereza.+ Aza matahotra+ fa ho avy hamaly izay natao taminareo ilay Andriamanitrareo,+ eny, hamaly Andriamanitra.+ Izy mihitsy no ho avy hamonjy anareo.”+