Apokalypsy 18:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary niantsoantso mafy+ izy hoe: “Nianjera, nianjera i Babylona Lehibe,+ ka tonga fonenan’ny demonia, sy toerana famitsahan’ny rivotra+ maloto rehetra, ary toerana famitsahan’ny vorona rehetra maloto sy ankahalaina!+
2 Ary niantsoantso mafy+ izy hoe: “Nianjera, nianjera i Babylona Lehibe,+ ka tonga fonenan’ny demonia, sy toerana famitsahan’ny rivotra+ maloto rehetra, ary toerana famitsahan’ny vorona rehetra maloto sy ankahalaina!+