2 Mpanjaka 18:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary tamin’ny taona fahefatra ambin’ny folo nanjakan’i Hezekia Mpanjaka, dia niakatra hamely an’ireo tanàna voaro mafy rehetra tany Joda i Sankeriba+ mpanjakan’i Asyria,+ ka naka an’ireny. Isaia 10:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Tonga tao Aiata+ i Asyria, ary nandalo an’i Migrona. Dia napetrany tao Mikmasy+ ny fitaovany. Isaia 33:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nanjary aolo ny lalambe,+ ary tsy misy mpandeha intsony eny an-dalana.+ Nivadika tamin’ny fifanekena ny fahavalo,+ sady nanao tsinontsinona an’ireo tanàna,+ ary tsy niraharaha olona.+
13 Ary tamin’ny taona fahefatra ambin’ny folo nanjakan’i Hezekia Mpanjaka, dia niakatra hamely an’ireo tanàna voaro mafy rehetra tany Joda i Sankeriba+ mpanjakan’i Asyria,+ ka naka an’ireny.
8 Nanjary aolo ny lalambe,+ ary tsy misy mpandeha intsony eny an-dalana.+ Nivadika tamin’ny fifanekena ny fahavalo,+ sady nanao tsinontsinona an’ireo tanàna,+ ary tsy niraharaha olona.+