2 Tantara 32:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Taorian’izany fisehoan-javatra sy tsy fivadihana+ izany, dia tonga hanafika ny tanin’i Joda i Sankeriba+ mpanjakan’i Asyria.+ Nitoby hamely an’ireo tanàna voaro mafy+ koa izy, ary nikasa hanagorobaka manda mba hakana ireo tanàna. Isaia 36:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Tamin’ny taona fahefatra ambin’ny folo nanjakan’i Hezekia Mpanjaka, dia niakatra hamely an’ireo tanàna voaro mafy rehetra tany Joda i Sankeriba+ mpanjakan’i Asyria,+ ka naka an’ireny.+
32 Taorian’izany fisehoan-javatra sy tsy fivadihana+ izany, dia tonga hanafika ny tanin’i Joda i Sankeriba+ mpanjakan’i Asyria.+ Nitoby hamely an’ireo tanàna voaro mafy+ koa izy, ary nikasa hanagorobaka manda mba hakana ireo tanàna.
36 Tamin’ny taona fahefatra ambin’ny folo nanjakan’i Hezekia Mpanjaka, dia niakatra hamely an’ireo tanàna voaro mafy rehetra tany Joda i Sankeriba+ mpanjakan’i Asyria,+ ka naka an’ireny.+