2 Mpanjaka 19:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary ren’i Rabsake+ fa efa niala tany Lakisy+ ny mpanjakan’i Asyria. Koa niverina tany amin’ny mpanjaka izy ka nahita azy niady tamin’i Libna.+
8 Ary ren’i Rabsake+ fa efa niala tany Lakisy+ ny mpanjakan’i Asyria. Koa niverina tany amin’ny mpanjaka izy ka nahita azy niady tamin’i Libna.+