Ezekiela 29:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Torotoro mantsy ianao rehefa noraisin’ny tanany,+ ka nahatapaka ny sorony manontolo. Ary tapaka ianao rehefa nianteherany,+ ka nampangozohozo ny andilany manontolo.”+
7 Torotoro mantsy ianao rehefa noraisin’ny tanany,+ ka nahatapaka ny sorony manontolo. Ary tapaka ianao rehefa nianteherany,+ ka nampangozohozo ny andilany manontolo.”+