FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 18:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 I Ejipta+ no mba itokisanao hanampy anao. Bararata torotoro+ anefa izy, ka raha itehenana dia hanindrona sy handoaka tanana. Toy izany i Farao+ mpanjakan’i Ejipta ho an’izay rehetra mitoky aminy.

  • Isaia 30:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Zava-poana ihany ireo Ejipsianina ka tsy hahavonjy.+ Izany no iantsoako azy hoe: “Rahaba!+ Tia mipetra-potsiny anefa izy ireo.”

  • Jeremia 37:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Izao no holazainareo amin’ny mpanjakan’ny Joda, izay naniraka anareo hanontany ahy:+ “Hiverina any amin’ny taniny, any Ejipta, ny tafik’i Farao izay nivoaka hanampy anareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara