Isaia 36:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 I Ejipta no mba itokisanao hanampy anao.+ Bararata+ torotoro anefa izy, ka raha itehenana dia hanindrona sy handoaka tanana. Toy izany i Farao+ mpanjakan’i Ejipta ho an’izay rehetra mitoky aminy.+ Ezekiela 29:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia tsy maintsy ho fantatry ny mponina rehetra any Ejipta fa izaho no Jehovah,+ satria efa tehina bararata ho an’ny taranak’Israely izy ireo.+
6 I Ejipta no mba itokisanao hanampy anao.+ Bararata+ torotoro anefa izy, ka raha itehenana dia hanindrona sy handoaka tanana. Toy izany i Farao+ mpanjakan’i Ejipta ho an’izay rehetra mitoky aminy.+
6 Dia tsy maintsy ho fantatry ny mponina rehetra any Ejipta fa izaho no Jehovah,+ satria efa tehina bararata ho an’ny taranak’Israely izy ireo.+