FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 40:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Nandrendrika metaly ny mpanao asa tanana ka nanao sarivongana,+ ary mametaka takela-bolamena eo amin’ilay izy ny mpanefy,+ sady manefy rojo volafotsy.+

  • Isaia 41:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ny mpanao asa tanana dia mampahery ny mpanefy,+ ary ilay mikapokapoka amin’ny marotoan’ny mpanefy kosa mampahery an’ilay mively eo amin’ny riandriana, sady hoy izy momba ilay asa vita: “Tsara tsingina izy izany.” Farany dia fantsihana ilay sampy mba tsy hihozongozona.+

  • Hosea 8:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Fa avy tamin’ny Israely+ ilay zanak’ombin’i Samaria. Mpanao asa tanana no nanao azy.+ Ary tsy Andriamanitra izy io, satria ho lasa toy ny taim-bankona.+

  • Asan’ny Apostoly 17:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 “Koa satria naterak’Andriamanitra+ isika, dia tsy tokony hihevitra an’Andriamanitra+ ho tahaka ny volamena na volafotsy na vato, na tahaka ny sokitra vitan’ny fahaizan’olombelona sy ny fahiratan-tsainy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara