FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 44:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Mampiasa antsy fanaovana sokitra ny mpanefy vy, ary somokotra manefy vy eo amin’ny afon-tsaribao. Manamboatra izany amin’ny marotoa izy, ka somokotra erỳ miasa amin’ny herin-tsandriny.+ Noana indray anefa izy ka lany hery. Tsy nisotro rano izy ka reraka.

  • Isaia 46:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Misy olona mandraraka volamena be dia be avy ao amin’ny kitapom-bola, sy mandanja volafotsy amin’ny mizana, ary manakarama mpanefy mba hanamboatra izany ho andriamanitra.+ Dia miondrika eo izy ireo, ary miankohoka.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara