Jeremia 2:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Misy virjiny manadino ny firavany ve? Ary misy vehivavy ampakarina manadino ny fehikibony ve? Ny oloko kosa anefa nanadino ahy nandritra ny andro maro tsy hita isa.+
32 Misy virjiny manadino ny firavany ve? Ary misy vehivavy ampakarina manadino ny fehikibony ve? Ny oloko kosa anefa nanadino ahy nandritra ny andro maro tsy hita isa.+