Isaia 10:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Rehefa vitan’i Jehovah daholo ny asany eo amin’ny Tendrombohitra Ziona sy any Jerosalema, dia hataoko ampamoaka ny mpanjakan’i Asyria, noho izy manivaiva sy miandranandrana manambony tena.+ Isaia 14:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa hoy ianao anakampo: ‘Any an-danitra no hiakarako.+ Ambonin’ny kintan’Andriamanitra+ no hanandratako ny seza fiandrianako,+ ary hipetraka eny amin’ny tendrombohitra fivoriana+ aho, any amin’ny farany avaratra.+
12 “Rehefa vitan’i Jehovah daholo ny asany eo amin’ny Tendrombohitra Ziona sy any Jerosalema, dia hataoko ampamoaka ny mpanjakan’i Asyria, noho izy manivaiva sy miandranandrana manambony tena.+
13 Fa hoy ianao anakampo: ‘Any an-danitra no hiakarako.+ Ambonin’ny kintan’Andriamanitra+ no hanandratako ny seza fiandrianako,+ ary hipetraka eny amin’ny tendrombohitra fivoriana+ aho, any amin’ny farany avaratra.+