2 Mpanjaka 18:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Koa hoy i Rabsake+ tamin’izy ireo: “Mba ilazao i Hezekia hoe: ‘Izao no nolazain’ny mpanjaka lehibe,+ dia ny mpanjakan’i Asyria: “Fa inona koa izao itokisanao izao?+ 2 Mpanjaka 18:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Iza tamin’ny andriamanitra rehetran’ireo tany ireo no nahavonjy ny taniny teo an-tanako?+ Koa ahoana no hahafahan’i Jehovah hamonjy an’i Jerosalema eo an-tanako?”’”+ Salamo 18:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Hovonjenao ny ory,+Ary haetrinao kosa ny maso miandranandrana.+
19 Koa hoy i Rabsake+ tamin’izy ireo: “Mba ilazao i Hezekia hoe: ‘Izao no nolazain’ny mpanjaka lehibe,+ dia ny mpanjakan’i Asyria: “Fa inona koa izao itokisanao izao?+
35 Iza tamin’ny andriamanitra rehetran’ireo tany ireo no nahavonjy ny taniny teo an-tanako?+ Koa ahoana no hahafahan’i Jehovah hamonjy an’i Jerosalema eo an-tanako?”’”+