Isaia 10:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Nokapainy tamin’ny fitaovana vy ny kirihitrala, ary hisy mahery handavo an’i Libanona.+ Ezekiela 31:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mitovy amin’ny Asyrianina ianao, ary toy ny sedera any Libanona+ izay tsara tarehy erỳ noho ireo sampany+ misandrahaka sy manome alokaloka! Avo be+ izy ka mipaka amin’ny rahona ny tendrony.+
3 Mitovy amin’ny Asyrianina ianao, ary toy ny sedera any Libanona+ izay tsara tarehy erỳ noho ireo sampany+ misandrahaka sy manome alokaloka! Avo be+ izy ka mipaka amin’ny rahona ny tendrony.+