Eksodosy 9:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 fa amin’ity indray mandeha ity dia alefako hamely ny fonao sy hamely ny mpanomponao ary ny vahoakanao ny loza rehetra avy amiko, mba hahafantaranao fa tsy misy tahaka ahy na aiza na aiza eran-tany.+ Josoa 9:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia hoy ireo: “Avy any an-tany lavitra be+ izahay mpanomponao, ary tonga atỳ noho ny amin’ny anaran’i+ Jehovah Andriamanitrao. Efa renay mantsy ny lazany sy izay rehetra nataony tany Ejipta,+
14 fa amin’ity indray mandeha ity dia alefako hamely ny fonao sy hamely ny mpanomponao ary ny vahoakanao ny loza rehetra avy amiko, mba hahafantaranao fa tsy misy tahaka ahy na aiza na aiza eran-tany.+
9 Dia hoy ireo: “Avy any an-tany lavitra be+ izahay mpanomponao, ary tonga atỳ noho ny amin’ny anaran’i+ Jehovah Andriamanitrao. Efa renay mantsy ny lazany sy izay rehetra nataony tany Ejipta,+