Isaia 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Raha tsy i Jehovah Tompon’ny tafika no namela sisa niangana tamintsika,+ dia ho efa tonga tahaka an’i Sodoma sy ho nitovy tamin’i Gomora isika.+ Isaia 10:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Hisy sisa tavela hiverina amin’ilay Andriamanitra Mahery, dia ireo sisa amin’i Jakoba.+ Romanina 9:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Tsy izay ihany fa izao koa no antsoantson’i Isaia momba ny Israely: “Na dia mety ho toy ny fasika any an-dranomasina+ aza ny isan’ny zanak’Israely, dia ny sisa tavela no hovonjena.+ Romanina 11:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary toy izany koa fa mbola misy sisa tavela+ ihany ankehitriny, dia ireo voafidy+ noho ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa.
9 Raha tsy i Jehovah Tompon’ny tafika no namela sisa niangana tamintsika,+ dia ho efa tonga tahaka an’i Sodoma sy ho nitovy tamin’i Gomora isika.+
27 Tsy izay ihany fa izao koa no antsoantson’i Isaia momba ny Israely: “Na dia mety ho toy ny fasika any an-dranomasina+ aza ny isan’ny zanak’Israely, dia ny sisa tavela no hovonjena.+
5 Ary toy izany koa fa mbola misy sisa tavela+ ihany ankehitriny, dia ireo voafidy+ noho ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa.