FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 15:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Fa noho ny amin’i Davida+ no nanomezan’i Jehovah Andriamaniny azy jiro+ tany Jerosalema, ka nanendreny an-janany handimby azy sy nampaharetany an’i Jerosalema.+

  • 2 Mpanjaka 19:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Fa hiaro+ an’ity tanàna ity aho, ka hamonjy azy noho ny amiko+ sy noho ny amin’i Davida mpanompoko.”’”+

  • Jeremia 30:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia hanompo an’i Jehovah Andriamaniny izy ireo, ary hanompo an’i Davida mpanjakany+ izay notendreko hitondra azy.”+

  • Ezekiela 37:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 “‘“Ary i Davida mpanompoko no ho mpanjakan’izy ireo.+ Mpiandry iray ihany no hiandry azy rehetra.+ Hanaraka ny didim-pitsarako izy ireo,+ ary hitandrina ny lalàko+ ka hanatanteraka izany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara