FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 20:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia hampiako dimy ambin’ny folo taona ny andronao. Ary hovonjeko eo am-pelatanan’ny mpanjakan’i Asyria ianao sy ity tanàna ity, ka harovako+ ity tanàna ity noho ny amiko sy noho ny amin’i Davida mpanompoko.”’”+

  • Isaia 31:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Hiaro an’i Jerosalema i Jehovah Tompon’ny tafika, toy ny iarovan’ny voro-manidina ny zanany.+ Eny, hiaro azy Izy sady hanafaka azy.+ Hitsimbina azy izy sady hamela azy ho afa-mandositra.”

  • Isaia 37:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 ‘Fa hiaro+ an’ity tanàna ity aho, ka hamonjy azy noho ny amiko+ sy noho ny amin’i Davida mpanompoko.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara