Genesisy 10:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Avy any amin’izany tany izany izy no nankany Asyria,+ ka nanomboka nanorina an’i Ninive+ sy Rehobota-ira sy Kala, Jona 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Mandehana mankany Ninive,+ ilay tanàna lehibe, ary ambarao ny fanamelohana azy, fa tafakatra eto anatrehako ny faharatsiany.”+ Nahoma 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Ny fanamelohana an’i Ninive.+ Ny boky mirakitra ny fahitan’i Nahoma Elkosita: Zefania 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Haninjitra ny tanany hianavaratra izy, ka handrava an’i Asyria.+ Ary hataony tsy misy mponina i Ninive,+ ka ho karakaina toy ny tany efitra.
11 Avy any amin’izany tany izany izy no nankany Asyria,+ ka nanomboka nanorina an’i Ninive+ sy Rehobota-ira sy Kala,
2 “Mandehana mankany Ninive,+ ilay tanàna lehibe, ary ambarao ny fanamelohana azy, fa tafakatra eto anatrehako ny faharatsiany.”+
13 “Haninjitra ny tanany hianavaratra izy, ka handrava an’i Asyria.+ Ary hataony tsy misy mponina i Ninive,+ ka ho karakaina toy ny tany efitra.