Isaia 10:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Rehefa vitan’i Jehovah daholo ny asany eo amin’ny Tendrombohitra Ziona sy any Jerosalema, dia hataoko ampamoaka ny mpanjakan’i Asyria, noho izy manivaiva sy miandranandrana manambony tena.+ Nahoma 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary handositra anao+ izay rehetra mahita anao, ka hanao hoe: ‘Voaroba i Ninive! Iza no hangoraka azy?’ Aiza no hitadiavako olona hampionona anao? Zefania 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Haninjitra ny tanany hianavaratra izy, ka handrava an’i Asyria.+ Ary hataony tsy misy mponina i Ninive,+ ka ho karakaina toy ny tany efitra.
12 “Rehefa vitan’i Jehovah daholo ny asany eo amin’ny Tendrombohitra Ziona sy any Jerosalema, dia hataoko ampamoaka ny mpanjakan’i Asyria, noho izy manivaiva sy miandranandrana manambony tena.+
7 Ary handositra anao+ izay rehetra mahita anao, ka hanao hoe: ‘Voaroba i Ninive! Iza no hangoraka azy?’ Aiza no hitadiavako olona hampionona anao?
13 “Haninjitra ny tanany hianavaratra izy, ka handrava an’i Asyria.+ Ary hataony tsy misy mponina i Ninive,+ ka ho karakaina toy ny tany efitra.