2 Mpanjaka 20:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tamin’izany andro izany, dia nandefa taratasy+ sy fanomezana ho an’i Hezekia i Berodaka-baladana+ mpanjakan’i Babylona,+ zanak’i Baladana, satria reny fa narary i Hezekia.
12 Tamin’izany andro izany, dia nandefa taratasy+ sy fanomezana ho an’i Hezekia i Berodaka-baladana+ mpanjakan’i Babylona,+ zanak’i Baladana, satria reny fa narary i Hezekia.