Isaia 39:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Tamin’izany andro izany, dia nandefa taratasy sy fanomezana+ ho an’i Hezekia i Merodaka-baladana+ mpanjakan’i Babylona,+ zanak’i Baladana, rehefa reny fa narary i Hezekia nefa natanjaka indray.+
39 Tamin’izany andro izany, dia nandefa taratasy sy fanomezana+ ho an’i Hezekia i Merodaka-baladana+ mpanjakan’i Babylona,+ zanak’i Baladana, rehefa reny fa narary i Hezekia nefa natanjaka indray.+