49 “Hampirisihin’i Jehovah hiady aminao ny firenena avy any lavitra,+ avy any amin’ny faran’ny tany, izay toy ny voromahery mifaoka tampoka,+ dia firenena tsy ho azonao ny fiteniny,+
14 Avy eo dia nankao amin’i Hezekia Mpanjaka i Isaia mpaminany, ka niteny taminy hoe:+ “Inona no nolazain’ireny olona ireny? Ary avy aiza, hono, ry zareo no nankatỳ?”+ Dia hoy i Hezekia: “Avy any an-tany lavitra, avy any Babylona, izy ireny.”