FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 24:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Farany, dia nivoaka ho any amin’ny mpanjakan’i Babylona i Joiakina mpanjakan’ny Joda,+ sy ny reniny+ sy ny mpanompony sy ny andrianany ary ny tandapany. Ary tamin’ny taona fahavalo+ nanjakan’ny mpanjakan’i Babylona, dia nalainy ho babo i Joiakina.

  • 2 Mpanjaka 25:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia nosamborin’ny Kaldeanina ny mpanjaka,+ ka nentiny niakatra tany amin’ny mpanjakan’i Babylona tao Ribla,+ mba hisy didim-pitsarana havoaka momba azy.

  • 2 Tantara 33:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Farany, dia nentin’i Jehovah hanafika azy ireo+ ny lehiben’ny tafiky ny mpanjakan’i Asyria.+ Koa nosamborin’izy ireo tany an-tsefatsefaky ny harambato+ i Manase, ka nasiany gadra+ varahina roa ny tongony, ary nentiny tany Babylona izy.

  • Ezekiela 17:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Lazao amin’io taranaka mpikomy+ io, azafady, hoe: ‘Tena tsy fantatrareo tokoa ve ny hevitr’izany zavatra izany?’ Koa lazao hoe: ‘Tonga tany Jerosalema ny mpanjakan’i Babylona ary nalainy ny mpanjaka+ sy ny andriana tao, ka nentiny nankatỳ Babylona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara