49 Ary nanao fangatahana tamin’ny mpanjaka i Daniela, ka notendren’ny mpanjaka hitantan-draharaha teo amin’ny faritanin’i Babylona i Sadraka sy Mesaka ary Abednego.+ Fa i Daniela kosa tao an-dapan’ny+ mpanjaka.
29 Dia namoaka didy i Belsazara ka nampanaovina akanjo volomparasy i Daniela, ary nasiana rojo volamena ny vozony. Dia nambara fa izy no ho mpitondra fahatelo eo amin’ny fanjakana.+