FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 14:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Hoentin’ny hafa firenena izy ireo ka hampodiny any aminy. Ary hataon’ny taranak’Israely ho mpanompolahiny sy mpanompovaviny any amin’ny tanin’i Jehovah izy ireo.+ Dia ho lasa mpamabo+ an’ireo namabo azy ny taranak’Israely, ka hifehy an’ireo nanery azy hiasa.+

  • Daniela 5:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Koa niantsoantso mafy ny mpanjaka mba hoentina eo aminy ny mpila hevitra amin’ny maty sy ny Kaldeanina ary ny mpanandro.+ Dia hoy izy tamin’ireo olon-kendrin’i Babylona ireo: “Izay mahavaky io soratra io ka milaza amiko ny heviny, dia hampanaovina akanjo volomparasy,+ hasiana rojo volamena ny vozony, ary ho mpitondra fahatelo eto amin’ny fanjakana izy.”+

  • Daniela 5:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary efa reko ny momba anao, fa mahay milaza ny hevitry ny zava-miafina+ sy mahavaha olana saro-bahana, hono, ianao. Koa raha hainao ny mamaky an’io soratra io ka hampahafantarinao ahy ny heviny, dia hampanaovina akanjo volomparasy ianao, hasiana rojo volamena ny vozonao, ary ho mpitondra fahatelo eto amin’ny fanjakana ianao.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara