18 Voalohany aloha, dia hovaliako ny fahadisoany rehetra+ sy ny fahotany, noho ny nandotoany ny taniko.+ Fa nofenoiny an’ireo fatin’ny zava-maharikoriko sy zava-mahatsiravina notompoiny ny lovako.’”+
12 Ary notanterahinao ny teny nanamelohanao anay+ sy ny mpitsara anay.+ Koa nahatonga loza lehibe taminay ianao, ka na taiza na taiza tetỳ ambanin’ny lanitra, dia mbola tsy nisy loza sahala amin’ny nanjo an’i Jerosalema.+