Ezekiela 34:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Ny very hotadiaviko,+ izay nania haveriko, ny tapaka hasiako fehy lamba ary ny osa hohatanjahiko. Fa ny matavy+ sy ny matanjaka kosa haringako. Didim-pitsarana no ho toy ny hanina homeko azy.”+
16 “Ny very hotadiaviko,+ izay nania haveriko, ny tapaka hasiako fehy lamba ary ny osa hohatanjahiko. Fa ny matavy+ sy ny matanjaka kosa haringako. Didim-pitsarana no ho toy ny hanina homeko azy.”+