FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nandaka+ i Jesorona+ rehefa nihanatavy.

      Ry Jesorona ô, lasa natavy sy dongadonga ianao sady voky be.+

      Dia nahafoy an’Andriamanitra izay nanao azy+ izy,

      Ary nanamavo an’ilay Vatolampy+ famonjena azy.

  • Isaia 10:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Koa handefa aretina mankahia any amin’ireo Asyrianina matavy i Jehovah+ Tompon’ny tafika, ilay tena Tompo. Ary hisy zavatra hirehitra toy ny firehitry ny afo eo ambanin’ny voninahitr’i Asyria.+

  • Amosa 4:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Henoy izao, ry ombivavin’i Basana,+ izay eo an-tendrombohitr’i Samaria,+ dia ireo manambaka ny madinika+ sy mampahory ny mahantra ary milaza amin’ny tompony hoe: ‘Aza mitondra tanam-polo rehefa mody, ary andao isika hisotro!’

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara