Ezekiela 22:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia haparitako any amin’ireo firenena ianao, ary haeliko any amin’ny tany samy hafa.+ Hofoanako tsy hisy eo aminao ny fahalotoanao.+ Ezekiela 36:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia hofafazako rano madio ianareo, ka hadio.+ Hodioviko ho afaka aminareo daholo ny fahalotoanareo+ sy ny zava-maharikoriko rehetra notompoinareo.+
15 Dia haparitako any amin’ireo firenena ianao, ary haeliko any amin’ny tany samy hafa.+ Hofoanako tsy hisy eo aminao ny fahalotoanao.+
25 Dia hofafazako rano madio ianareo, ka hadio.+ Hodioviko ho afaka aminareo daholo ny fahalotoanareo+ sy ny zava-maharikoriko rehetra notompoinareo.+