27 Hatsahatro hatreo ny fitondran-tenanao baranahiny+ sy ny fivarotan-tena efa nataonao tany Ejipta.+ Tsy hiandrandra an’ireny ny masonao, ary tsy hotsaroanao intsony i Ejipta.’
3 Ary hipetraka toy ny mpandrendrika sy mpanadio volafotsy izy,+ dia hodioviny ny taranak’i Levy.+ Hodioviny toy ny volamena+ sy volafotsy ireo, ka ho vahoakan’i Jehovah manolotra fanatitra atao fanomezana+ izay atolotra amim-pahamarinana.