Isaia 40:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nandrendrika metaly ny mpanao asa tanana ka nanao sarivongana,+ ary mametaka takela-bolamena eo amin’ilay izy ny mpanefy,+ sady manefy rojo volafotsy.+ Isaia 41:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny mpanao asa tanana dia mampahery ny mpanefy,+ ary ilay mikapokapoka amin’ny marotoan’ny mpanefy kosa mampahery an’ilay mively eo amin’ny riandriana, sady hoy izy momba ilay asa vita: “Tsara tsingina izy izany.” Farany dia fantsihana ilay sampy mba tsy hihozongozona.+ Isaia 46:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Misy olona mandraraka volamena be dia be avy ao amin’ny kitapom-bola, sy mandanja volafotsy amin’ny mizana, ary manakarama mpanefy mba hanamboatra izany ho andriamanitra.+ Dia miondrika eo izy ireo, ary miankohoka.+
19 Nandrendrika metaly ny mpanao asa tanana ka nanao sarivongana,+ ary mametaka takela-bolamena eo amin’ilay izy ny mpanefy,+ sady manefy rojo volafotsy.+
7 Ny mpanao asa tanana dia mampahery ny mpanefy,+ ary ilay mikapokapoka amin’ny marotoan’ny mpanefy kosa mampahery an’ilay mively eo amin’ny riandriana, sady hoy izy momba ilay asa vita: “Tsara tsingina izy izany.” Farany dia fantsihana ilay sampy mba tsy hihozongozona.+
6 Misy olona mandraraka volamena be dia be avy ao amin’ny kitapom-bola, sy mandanja volafotsy amin’ny mizana, ary manakarama mpanefy mba hanamboatra izany ho andriamanitra.+ Dia miondrika eo izy ireo, ary miankohoka.+