FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 22:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Sahala amin’ny anangonana volafotsy sy varahina sy vy+ sy firamainty ary firapotsy ho ao anaty fatana fandrendrehana, ka hitsofana+ ny afo eo aminy mba hampitsonika azy,+ dia hangoniko amin-katezerana sy amim-pahavinirana koa izy ireo, ka hotsofiko sy hataoko mitsonika.

  • Malakia 3:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Iza anefa no hahatanty ny andro iaviany,+ ary iza no hahajoro rehefa miseho izy?+ Fa ho toy ny afon’ny mpandrendrika metaly+ izy sady ho toy ny savonin’ny+ mpanasa lamba.+

  • Matio 3:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Efa eny an-tanany ny fitaovana fikororohana ka hodioviny tsara ny famoloany, ary ny vary hangoniny ho ao an-trano fitehirizana+ azy, fa ny akofa sy ny mololo kosa hodorany+ amin’ny afo tsy mety maty.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara