Joba 12:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Eo an-tanany ny ain’ny+ velona rehetra, Sy ny fofonain’ny olombelona rehetra.+ Mpitoriteny 12:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia hiverina amin’ny tany toy ny teo aloha ny vovoka,+ fa ny hery mamelona*+ kosa hiverina amin’Andriamanitra+ izay nanome izany.+
7 Dia hiverina amin’ny tany toy ny teo aloha ny vovoka,+ fa ny hery mamelona*+ kosa hiverina amin’Andriamanitra+ izay nanome izany.+