FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 9:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Tsy niverina tamin’Ilay namely azy ny vahoaka,+ sady tsy nitady an’i Jehovah+ Tompon’ny tafika.

  • Jeremia 5:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Jehovah ô, ny tsy fivadihana no jerenao,+ sa tsy izany? Nokapohinao izy ireo,+ nefa tsy nety narary.+ Saika tapitra ripakao izy ireo,+ nefa tsy nety nandray anatra.+ Mafy hatoka* izy ireo, eny, mafy toy ny harambato.+ Tsy nety niverina+ taminao izy ireo.

  • Hosea 7:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Lanin’ny hafa firenena ny heriny,+ nefa tsy fantany akory.+ Ary fotsy daholo ny volony, nefa tsy fantany akory.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara