16 Ary ingao ny tehinao+ ka atsory eo ambonin’ny ranomasina ny tananao. Dia saraho ny rano,+ mba hamakivaky eo afovoan’ny ranomasina ny zanak’Israely, ka handia tany maina.+
13 Raha vao manitsaka ny ranon’i Jordana ny faladian’ny mpisorona milanja an’ilay Vata masin’i Jehovah Tompon’ny tany manontolo, dia hijanona tsy hikoriana ny ranon’i Jordana midina avy any ambony, ka tsy hihetsika fa ho toy ny tohodrano.”+