FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 51:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 51 Iantrao aho Andriamanitra ô, araka ny hatsaram-panahinao feno fitiavana.+

      Koseho ny fahadisoako, araka ny haben’ny famindram-ponao.+

  • Salamo 103:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Fa toy ny halavitry ny atsinanana amin’ny andrefana,*+

      No anesorany ny fahotantsika ho lavitra antsika.+

  • Isaia 1:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Avia hifandamina isika”, hoy i Jehovah.+ “Fa na mena midorehitra aza ny fahotanareo, dia hatao fotsy mangatsakatsaka,*+ ary na toy ny ravin-damba mena antitra aza, dia ho toy ny volonondry fotsy.

  • Isaia 43:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 “Izaho Ilay mikosoka+ ny fahadisoanao+ noho ny amiko,+ ary tsy hotsarovako ny fahotanao.+

  • Jeremia 33:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Hodioviko izy ireo ho afaka amin’ny fahadisoana rehetra nanotany tamiko.+ Ary havelako daholo izay fahadisoana nanotany tamiko sy nandikany ny lalàko.+

  • Asan’ny Apostoly 3:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “Koa mibebaha,+ ka miverena+ hamonoana ny fahotanareo,+ mba hisian’ny fotoana mamelombelona+ avy amin’i Jehovah

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara