FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 85:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Efa namela ny fahadisoan’ny olonao ianao,+

      Ary efa ninia tsy nijery ny fahotany rehetra.+ Sela.

  • Isaia 40:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Manaova teny manohina ny fon’i Jerosalema.+ Manaova antso avo ka lazao aminy fa efa tapitra ny asa an-terivozona nataony,+ ary efa voaonitra ny fahadisoany.+ Efa azony tamin’i Jehovah daholo ny saziny noho ny fahotany rehetra.”+

  • Jeremia 31:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 “Samy tsy hampianatra ny namany sy ny rahalahiny intsony izy ireo+ hoe: ‘Mahalalà an’i Jehovah!’+ Fa hahalala ahy izy rehetra, manomboka amin’ny kely indrindra ka hatramin’ny lehibe indrindra”,+ hoy i Jehovah. “Fa havelako ny fahadisoany, ary tsy hotsarovako intsony ny fahotany.”+

  • Zakaria 13:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Amin’izany andro izany,+ dia hisy lavadrano+ holavahana ho an’ny taranak’i Davida sy ny mponin’i Jerosalema, mba hanadiovana azy ireo ho afaka amin’ny fahotana+ sy ny zava-maharikoriko.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara