Eksodosy 19:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary ankehitriny, raha mankatò+ an-tsakany sy an-davany ny teniko ianareo ka tena manaja ny fifanekena hataoko aminareo,+ dia ho fananako manokana fidiko avy amin’ny firenena hafa rehetra tokoa ianareo,+ satria ahy ny tany manontolo.+ Isaia 41:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Fa ianao kosa, ry Israely, dia mpanompoko,+ ary ianao, ry Jakoba izay nofidiko,+ dia taranak’i Abrahama+ namako.+
5 Ary ankehitriny, raha mankatò+ an-tsakany sy an-davany ny teniko ianareo ka tena manaja ny fifanekena hataoko aminareo,+ dia ho fananako manokana fidiko avy amin’ny firenena hafa rehetra tokoa ianareo,+ satria ahy ny tany manontolo.+
8 “Fa ianao kosa, ry Israely, dia mpanompoko,+ ary ianao, ry Jakoba izay nofidiko,+ dia taranak’i Abrahama+ namako.+