Isaia 19:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Amin’izany andro izany, dia hisy lalambe+ avy any Ejipta mankany Asyria, ka ho tonga any Ejipta i Asyria, ary ho tonga any Asyria i Ejipta. Dia samy hanao fanompoana masina i Ejipta sy Asyria.
23 Amin’izany andro izany, dia hisy lalambe+ avy any Ejipta mankany Asyria, ka ho tonga any Ejipta i Asyria, ary ho tonga any Asyria i Ejipta. Dia samy hanao fanompoana masina i Ejipta sy Asyria.