Isaia 11:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary hisy lalambe+ avy any Asyria ho an’ny olony sisa miangana,+ izay sisa tavela,+ toy ny nisian’ny lalambe ho an’ny Israely tamin’ny andro nivoahany avy tany Ejipta. Isaia 35:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary hisy lalambe+ hantsoina hoe Lalan’ny Fahamasinana any.+ Tsy handalo eny ny olona tsy madio,+ fa ho an’izay mahazo mandeha eny ihany izy io, ka tsy hisy handehandeha eny ny olona adala. Isaia 40:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Injay misy miantsoantso any an-tany efitra+ hoe: “Karakarao ny lalana halehan’i Jehovah!+ Ataovy mahitsy ilay lalambe ho an’Andriamanitsika, dia ilay lalana mamakivaky ny lemaka karakaina.+
16 Ary hisy lalambe+ avy any Asyria ho an’ny olony sisa miangana,+ izay sisa tavela,+ toy ny nisian’ny lalambe ho an’ny Israely tamin’ny andro nivoahany avy tany Ejipta.
8 Ary hisy lalambe+ hantsoina hoe Lalan’ny Fahamasinana any.+ Tsy handalo eny ny olona tsy madio,+ fa ho an’izay mahazo mandeha eny ihany izy io, ka tsy hisy handehandeha eny ny olona adala.
3 Injay misy miantsoantso any an-tany efitra+ hoe: “Karakarao ny lalana halehan’i Jehovah!+ Ataovy mahitsy ilay lalambe ho an’Andriamanitsika, dia ilay lalana mamakivaky ny lemaka karakaina.+