Salamo 97:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aoka ho menatra izay rehetra manompo sary sokitra,+Sy izay mirehareha noho ny amin’ny andriamanitra tsy misy dikany.+Miankohofa eo anatrehany, ry andriamanitra rehetra!+ Isaia 44:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Zava-poana avokoa ny mpanao sary sokitra,+ ary tsy hisy hilana azy ny sampy iraiketan’ny fony.+ Tsy mahita na inona na inona, na mahalala na inona na inona+ ny vavolombelon’izy ireo, mba hahatonga azy ireo ho menatra.+
7 Aoka ho menatra izay rehetra manompo sary sokitra,+Sy izay mirehareha noho ny amin’ny andriamanitra tsy misy dikany.+Miankohofa eo anatrehany, ry andriamanitra rehetra!+
9 Zava-poana avokoa ny mpanao sary sokitra,+ ary tsy hisy hilana azy ny sampy iraiketan’ny fony.+ Tsy mahita na inona na inona, na mahalala na inona na inona+ ny vavolombelon’izy ireo, mba hahatonga azy ireo ho menatra.+