FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 25:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Eny, tsy hisy ho menatra izay manantena anao.+

      Fa ho menatra kosa ireo mamitaka nefa tsy mahavoa.+

  • Isaia 29:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Koa nilaza toy izao tamin’ny taranak’i Jakoba i Jehovah, dia izy izay nanavotra an’i Abrahama:+ “Tsy ho menatra i Jakoba, sady tsy ho hatsatra ny tarehiny.+

  • Joela 2:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ary hihinana ianareo ka ho voky,+ dia hidera ny anaran’i Jehovah Andriamanitrareo,+ izay nanao soa be dia be taminareo.+ Koa tsy ho menatra intsony ny oloko.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara