4 Aza matahotra+ fa tsy ho menatra ianao.+ Aza mahatsiaro tena ho afa-baraka, fa tsy ho diso fanantenana+ ianao. Fa hohadinoinao ny henatrao tamin’ny fahatanoranao,+ ary tsy hotsaroanao intsony ny fahafaham-barakanao nandritra ny fotoana ela naha mpitondratena anao.”