FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 31:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Niverina taminao aho ka nanenina noho ny ratsy vitako.+ Rehefa nampahafantarina ahy izany, dia nokapohiko ny feko satria nalahelo aho.+ Menatra sy afa-baraka koa aho,+ satria nitondra latsa aho noho izay nataoko fony fahazaza.’”+

  • Ezekiela 16:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Tamin’ianao nanao an’izany zava-maharikoriko rehetra izany sy tamin’ianao nivaro-tena, dia tsy mba nahatsiaro ny andron’ny fahazazanao ianao, fony ianao mbola nitanjaka sy niboridana. Nitsipatsipaka sady nihosin-dra ianao tamin’izany.+

  • Ezekiela 16:60
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 60 Fa izaho kosa hahatsiaro ilay fifanekena nataoko taminao fony ianao mbola zaza,+ ka hanao fifanekena aminao aho, dia fifanekena mandritra ny fotoana tsy voafetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara