Deoteronomia 30:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Fa tsy sarotra loatra aminao izany didy andidiako anao anio izany, sady tsy lavitra loatra.+ Ohabolana 8:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy miantsoantso tsy an-kijanona ve ny fahendrena,+ ary manandratra foana ny feony ny fahaiza-manavaka?+ Isaia 48:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Manatòna ahy, ka henoy izao! Hatrany am-piandohana, dia tsy tao amin’ny toeram-piafenana no nitenenako.+ Efa teo aho hatramin’ny fotoana nitrangan’izany.” Nirahin’i Jehovah Tompo Fara Tampony aho, ary nirahiny koa ny fanahiny.+
8 Tsy miantsoantso tsy an-kijanona ve ny fahendrena,+ ary manandratra foana ny feony ny fahaiza-manavaka?+
16 “Manatòna ahy, ka henoy izao! Hatrany am-piandohana, dia tsy tao amin’ny toeram-piafenana no nitenenako.+ Efa teo aho hatramin’ny fotoana nitrangan’izany.” Nirahin’i Jehovah Tompo Fara Tampony aho, ary nirahiny koa ny fanahiny.+