Daniela 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Koa nampanantsoin’ny mpanjaka ny mpisorona+ mampiasa herin’ny maizina sy ny mpila hevitra amin’ny maty sy ny mpilalao ody ary ny Kaldeanina, mba hilaza aminy ilay nofiny.+ Dia tonga izy ireo, ka nijoro teo anatrehan’ny mpanjaka.
2 Koa nampanantsoin’ny mpanjaka ny mpisorona+ mampiasa herin’ny maizina sy ny mpila hevitra amin’ny maty sy ny mpilalao ody ary ny Kaldeanina, mba hilaza aminy ilay nofiny.+ Dia tonga izy ireo, ka nijoro teo anatrehan’ny mpanjaka.