Deoteronomia 6:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 I Jehovah Andriamanitrao no tokony hatahoranao,+ ary izy no hotompoinao,+ ary amin’ny anarany no hianiananao.+ Jeremia 4:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Raha hianiana+ ianao hoe: ‘Raha mbola velona koa i Jehovah ka mampihatra ny fahamarinana+ sy ny rariny ary ny hitsiny!’,+ dia amin’ny alalany no hahazoan’ireo firenena fitahiana, ary Izy no ho reharehan’ireny.”+ Zefania 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Haringako koa ireo mankeny an-tampon-trano mba hiankohoka amin’izay rehetra eny amin’ny lanitra,+ sy ireo miankohoka+ ka mianiana amin’ny anaran’i Jehovah+ sady mianiana amin’ny anaran’i Malkama,+
13 I Jehovah Andriamanitrao no tokony hatahoranao,+ ary izy no hotompoinao,+ ary amin’ny anarany no hianiananao.+
2 Raha hianiana+ ianao hoe: ‘Raha mbola velona koa i Jehovah ka mampihatra ny fahamarinana+ sy ny rariny ary ny hitsiny!’,+ dia amin’ny alalany no hahazoan’ireo firenena fitahiana, ary Izy no ho reharehan’ireny.”+
5 Haringako koa ireo mankeny an-tampon-trano mba hiankohoka amin’izay rehetra eny amin’ny lanitra,+ sy ireo miankohoka+ ka mianiana amin’ny anaran’i Jehovah+ sady mianiana amin’ny anaran’i Malkama,+